Revelation 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, avy haingana Aho ary entiko miaraka Amiko ny valisoa avy Amiko, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, avy faingana Aho; efa eo am-pelatanako ny valy hamaliako ny olona rehetra araka ny asany avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro avy faingana Aho, hoy i Jesoa; ary miaraka amiko ny valin’asa, mba hamaliako ny olona rehetra araka izay nataony avy.
Malagasy Bible 1865
Indro avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, avy haingana Aho ary entiko miaraka Amiko ny valisoa avy Amiko, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany avy.
malagasy
Indro avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany.