Revelation 22:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no Alfà sy Omegà, voalohany sy farany, ary fiandohana sy fiafarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no Alfa sy Ômega, ny voalohany sy ny farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
Malagasy Bible 1865
Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.
malagasy
Izaho no Alfa sy Omega, ny voalohany sy ny Farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.