Revelation 22:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay manasa ny akanjony mba hananany fahefana amin’ny hazon’aina sy hidirany amin’ny vavahady ho ao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay manasa ny akanjony amin’ny Ran’ny Zanak’ondry, mba hananany fahefana amin’ny hazon’aina, sy hidirany amin’ny vavahady ho ao an-tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay manasa ny akanjony, mba ho afa-mihinana amin’ny voan’ilay hazo manome fiainana sy ho afa-miditra amin’ny vavahady mankao amin’ilay tanàna.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay manasa ny akanjony, mba hananany fahefana amin'ny hazon'aina sy hidirany amin'ny vavahady ho ao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay manasa ny akanjony mba hananany fahefana amin’ny hazon’aina sy hidirany amin’ny vavahady ho ao an-tanàna.
malagasy
Sambatra izay manasa ny akanjony, mba hananany fahefana amin'ny hazon'aina sy hidirany amin'ny vavahady ho ao an-tanàna.