Revelation 22:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho Jesosy no naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an’ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak’i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarikandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho Jesoa no naniraka ny Anjeliko hanambara ireo zavatra ireo aminareo ho an’ny Eglizy. Dia Izaho ilay solofo sy taranak’i Davida ary kintana mamirapiratra fitarika andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Jesoa dia efa naniraka ny anjeliko hijoro vavolombelona aminareo ka hanambara izany zavatra izany eo anivon’ireo Fiangonana. Izaho no solofo sy taranak’i Davida, ary kintana fitarikandro mamirapiratra.»
Malagasy Bible 1865
Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an'ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak'i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho Jesosy no naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an’ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak’i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarikandro.
malagasy
Izaho Jesosy naniraka ny anjeliko hanambara aminareo ireo zavatra ireo ho an'ny fiangonana. Izaho no Solofo sy taranak'i Davida, ny Kintana mamirapiratra fitarika andro.