Revelation 22:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia manambara amin’izay rehetra mandre ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin’ity boky ity ho azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no lazaiko amin’izay rehetra mandre ny teny faminaniana amin’ity boky ity: Raha misy manampy azy, dia hasian’Andriamanitra amin’ny loza voasoratra amin’ity boky ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Jôhany dia manao fampitandremana amin’izay rehetra mandre ny teny faminaniana raketin’ity boky ity: raha misy manampy ireo, dia hampiharan’Andriamanitra ny loza voasoratra ato anatin’ity boky ity;
Malagasy Bible 1865
Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia manambara amin’izay rehetra mandre ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin’ity boky ity ho azy;
malagasy
Izaho dia manambara amin'izay rehetra mandre ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity: Raha misy manampy ireo, Andriamanitra hanampy ireo loza voasoratra eto anatin'ity boky ity ho azy;