Revelation 22:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary raha misy manaisotra zavatra amin’ny teny amin’ny bokin’ity faminaniana ity dia hesorin’Andriamanitra ny anjarany amin’ny hazon’aina sy amin’ny tanàna masina, araka izay voasoratra ato anatin’ity boky ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy kosa manesotra teny amin’ity boky faminaniana ity, dia hoesorin’Andriamanitra ny anjarany amin’ny hazon’aina sy ny tanàna masina voasoratra amin’ity boky ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary raha misy manaisotra teny amin’ity boky faminaniana ity, dia hoesorin’Andriamanitra ny anjarany amin’ny hazo manome fiainana sy ny anjarany ao amin’ny tanàna masina araka izay voasoratra ato anatin’ity boky ity.
Malagasy Bible 1865
ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanàna masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary raha misy manaisotra zavatra amin’ny teny amin’ny bokin’ity faminaniana ity dia hesorin’Andriamanitra ny anjarany amin’ny hazon’aina sy amin’ny tanàna masina, araka izay voasoratra ato anatin’ity boky ity.
malagasy