Revelation 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
teo afovoan’ny lalambeny. Teny an-daniny roa amin’ny ony dia nisy hazon’aina mamoa voa roa amby folo samihafa sady mamoa isam-bolana. Ny ravin’ny hazo dia ho fanasitranana ny firenena maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo an-daniny roa amin’ny ony, dia nisy hazon’aina mamoa indroa ambin’ny folo, dia indray mandeha isam-bolana, ary mandravina fanasitranana ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo anelanelan’ny lalamben’ny tanàna etsy an-kilany ary ny ony etsy an-daniny, dia nisy hazo anankiray manome fiainana: io hazo io dia mamoa voa in-12 isan-taona, izany hoe indray mandeha isam-bolana; ary ny raviny dia hanasitranana ny firenena.
Malagasy Bible 1865
teo afovoan'ny lalambeny. Ary teny andaniny roa amin'ny ony nisy hazon'aina mamoa voa roa ambin'ny folo samy hafa sady mamoa isam-bolana; ary ny ravin'ny hazo dia ho fanasitranana ny firenena maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
teo afovoan’ny lalambeny. Teny an-daniny roa amin’ny ony dia nisy hazon’aina mamoa voa roa amby folo samihafa sady mamoa isam-bolana. Ny ravin’ny hazo dia ho fanasitranana ny firenena maro.
malagasy
teo afovoan'ny lalambeny. Ary teny andaniny roa amin'ny ony nisy hazon'aina mamoa voa roa ambin'ny folo samy hafa sady mamoa isam-bolana; ary ny ravin'ny hazo dia ho fanasitranana ny firenena maro.