Revelation 22:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy haingana Aho. Amena! Avia, Jesosy Tompo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ilay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana aho. Amen! Avia, ry Jesoa Tompo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy Ilay mijoro vavolombelon’ireo zavatra ireo hoe: «Eny, ho avy faingana Aho!» Amen! Avia, ry Jesoa Tompo!
Malagasy Bible 1865
Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy haingana Aho. Amena*! Avia, Jesosy Tompo!
malagasy
Hoy Izay manambara ireo zavatra ireo: Eny, avy faingana Aho. Amena. Avia, Jesosy Tompo!Ho amin'ny olona masina anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Amena. [ Na: (Jesosy Kristy)]