Revelation 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amin’ny olona masina rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompo! Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho ao aminareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika. Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo rehetra anie ny fahasoavan’i Jesoa Tompo!
Malagasy Bible 1865
Ho amin'ny olona masina anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amin’ny olona masina rehetra anie ny fahasoavan’i Jesosy Kristy* Tompo! Amena.
malagasy
Ho amin'ny olona masina anie ny fahasoavan'i Jesosy Tompo. Amena. [ Na: (Jesosy Kristy)]