Revelation 22:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy ozona intsony, ary ny sezafiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry no ho ao aminy; ary ny mpanompony dia hanompo Azy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ozona tsy hisy intsony; ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry ho ao an-tanàna; ary ny mpanompony, hanompo Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka tsy hisy zavatra hiharan’ny loza nambaran’Andriamanitra intsony. Ilay sezafiandrianana, ipetrahan’Andriamanitra sady ipetrahan’ny Zanakondry, no ho ao an-tanàna; ka dia hanompo an’Andriamanitra ireo mpanompony
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hisy ozona intsony; ary ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry ho eo aminy; ary ny mpanompony dia hanompo Azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy ozona intsony, ary ny sezafiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry no ho ao aminy; ary ny mpanompony dia hanompo Azy
malagasy
Ary tsy hisy ozona intsony; ary ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry ho eo aminy; ary ny mpanompony dia hanompo Azy