Revelation 22:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin’ny handriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady hahita ny tavany sy hanana ny Anarany eo an-kandriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy hahita ny tavany ary hanana ny anaran’Andriamanitra voasoratra eo amin’ny handriny.
Malagasy Bible 1865
ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin'ny handriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin’ny handriny.
malagasy
ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin'ny handriny.