Revelation 22:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy alina intsony ary tsy mba hila fahazavan’ny jiro na fahazavan’ny masoandro izy, fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy. Hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hisy alina intsony; ary tsy hila ny fanazavan’ny jiro, na ny fanazavan’ny masoandro izy ireo, fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; sady hanjaka mandrakizay mandrakizay izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy alina intsony ary tsy mba mila fahazavàn’ny jiro na fahazavàn’ny masoandro ireo mpanompon’Andriamanitra, satria hohazavain’ny Tompo Andriamanitra izy rehetra sady hanjaka mandrakizay mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan'ny jiro na fahazavan'ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy alina intsony ary tsy mba hila fahazavan’ny jiro na fahazavan’ny masoandro izy, fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy. Hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.
malagasy
Ary tsy hisy alina intsony; ary tsy mba mila fahazavan'ny jiro na fahazavan'ny masoandro izy; fa ny Tompo Andriamanitra no hanazava azy; ary hanjaka mandrakizay mandrakizay izy.