Revelation 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, avy haingana Aho. Sambatra izay mitandrina ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, avy faingana Aho. Sambatra izay mitandrina ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro avy faingana Aho, hoy i Jesoa. Sambatra izay mitandrina ny teny faminaniana raketin’ity boky ity!»
Malagasy Bible 1865
Ary, Indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, avy haingana Aho. Sambatra izay mitandrina ny tenin’ny faminaniana amin’ity boky ity!
malagasy
Ary, Indro, avy faingana Aho; sambatra izay mitandrina ny tenin'ny faminaniana amin'ity boky ity.