Revelation 3:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria efa nitandrina ny teniko ny amin’ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin’ny andron’ny fakam-panahy izay efa hihatra amin’izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary noho ianao nitandrina ny teniko ny amin’ny fandeferana, Izaho kosa hitandrina anao amin’ny andron’ny fakam-panahy, izay ho tonga amin’izao tontolo izao ho fitsapan-toetra ny mponina eto an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noho ianao nitandrina ny teniko ny amin’ny faharetana, izaho kosa hiaro anao ho afaka amin’ilay andro fizahan-toetra, izay efa hihatra amin’izao tontolo izao mba hitsapana ny mponina eto ambonin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria efa nitandrina ny teniko ny amin’ny faharetana ianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin’ny andron’ny fakam-panahy izay efa hihatra amin’izao tontolo izao ho fizahan-toetra izay monina ambonin’ny tany.
malagasy