Revelation 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho avy haingana Aho. Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro, avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
Malagasy Bible 1865
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho avy haingana Aho. Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao.
malagasy
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.