Revelation 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mandresy dia hataoko andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro ary tsy hiala tao intsony izy. Hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao izay midina avy any an-danitra avy amin’Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay handresy dia hataoko andry eo amin’ny Tempolin’Andriamanitra, sady tsy hiala ao intsony; ary hosoratako eo aminy ny Anaran’ny Andriamanitro, sy ny anaran’ny tanànan’ny Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra, avy amin’Andriamanitro, sy ny Anarako vaovao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izay maharesy dia hataoko andry ao amin’ny tempoli n’Andriamanitra, sady tsy hiala ao intsony; hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ilay tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin’Andriamanitra; ary hosoratako eo aminy koa ilay anarako vaovao.
Malagasy Bible 1865
Izay maharesy no hataoko andry eo amin'ny tempolin'Andriamanitro, ary tsy hiala eo intsony izy; ary hosoratako eo aminy ny anaran'Andriamanitro sy ny anaran'ny tanànan'Andriamanitro, dia Jerosalema vaovao, izay midina avy any an-danitra avy amin'Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mandresy dia hataoko andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro ary tsy hiala tao intsony izy. Hosoratako eo aminy ny anaran’Andriamanitro sy ny anaran’ny tanànan’Andriamanitro, dia i Jerosalema vaovao izay midina avy any an-danitra avy amin’Andriamanitro, ary ilay anarako vaovao.
malagasy