Revelation 3:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny Fiangonana any Laodikia: Izao no lazain’ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina izay niandohan’izao zavatra noharin’Andriamanitra izao:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Laodisea: Izao no lazain’ny Amen, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, fototry ny zava-boaarin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Laôdisia: «Izao no lazain’ny Amen, ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan ’ny zavaboaarin’Andriamanitra:
Malagasy Bible 1865
Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny Fiangonana any Laodikia: Izao no lazain’ny Amena*, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina izay niandohan’izao zavatra noharin’Andriamanitra izao:
malagasy
[Laodikia] Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Laodikia: Izao no lazain'ny Amena, dia Ilay Vavolombelona mahatoky sy marina, Izay niandohan'izao zavatra noharin'Andriamanitra izao: [ Gr. eklesia]