Revelation 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao. Aleo mangatsiaka na mafana ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro ny asanao: tsy mangatsiaka na mafana ianao: nefa aleo mangatsiaka na mafana ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro ny asanao; fantatro fa tsy mangatsiaka tsy mafana ianao; satriko ianao mangatsiaka na mafana.
Malagasy Bible 1865
Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao. Aleo mangatsiaka na mafana ianao!
malagasy
Fantatro ny asanao, fa tsy mangatsiaka na mafana ianao; aleo ho mangatsiaka na ho mafana ianao.