Revelation 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka dia mila haloan’ny vavako ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa noho ianao matimaty, na hoe tsy mangatsiaka tsy mafana, dia efa haloan’ny vavako ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy noho ianao matimaty ka tsy mafana tsy mangatsiaka, dia efa haloan’ny vavako ianao!
Malagasy Bible 1865
Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka dia mila haloan’ny vavako ianao.
malagasy
Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako ianao;