Revelation 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ianao: Manankarena sady nihary fananana be aho ka tsy misy na inona na inona mahory ahy, kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory, mahantra, malahelo, jamba ary mitanjaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao mihambo hoe: mpanan-karena aho, hahazo fananam-be, tsy manan-java-mahory aho; fadiranovana, mahantra, jamba, ary mitanjaka aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ianao hoe: manan-karena sy efa nihary fananam-be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mampalahelo, mahantra sy jamba ary mitanjaka.
Malagasy Bible 1865
fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ianao: Manankarena sady nihary fananana be aho ka tsy misy na inona na inona mahory ahy, kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory, mahantra, malahelo, jamba ary mitanjaka;
malagasy
fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka;