Revelation 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa manoro hevitra anao Aho hividy Amiko volamena voadio tamin’ny afo mba hanankarena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao mba tsy hisehoan’ny henatrao noho ny fitanjahana, ary ody maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa manoro hevitra anao aho mba hividy amiko volamena voadio tamin’ny afo, dia hanan-karena ianao; sy fitafiana fotsy hitafianao, mba tsy hisehoan’ny henatrao noho ny fitanjahanao; ary ody maso hahosotrao ny masonao dia hahiratra ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manoro hevitra anao Aho: hividy amiko volamena voadio tamin’ny afo, mba hanan-karena ianao; hividy amiko akanjo fotsy hiakanjoanao, mba tsy hisehoan’ny fitanjahanao mahamenatra; ary hividy amiko fanafody maso hahosotra ny masonao, mba hahiratra ianao.
Malagasy Bible 1865
dia manoro hevitra anao Aho hividy amiko volamena voadio tamin'ny afo, mba hanan-karena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao, mba tsy hisehoan'ny henatrao noho ny fitanjahana, ary odi-maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa manoro hevitra anao Aho hividy Amiko volamena voadio tamin’ny afo mba hanankarena ianao, ary fitafiana fotsy hotafinao mba tsy hisehoan’ny henatrao noho ny fitanjahana, ary ody maso hahosotrao ny masonao mba hahiratanao.
malagasy