Revelation 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; koa mazotoa ianao ka mibebaha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; mazotoa àry, ka mibebaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; mazotoa àry, ka ialao ny toe-dratsinao.
Malagasy Bible 1865
Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay rehetra tiako no anariko sy faiziko; koa mazotoa ianao ka mibebaha!
malagasy
Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha. [ Gr. Raha Izaho, dia izay]