Revelation 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miambena ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay mila ho faty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan’Andriamanitro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miambena, ary hamafiso ny sisa efa ho faty. Hitako fa tsy lavorary eo anatrehan’Andriamanitra ny asanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miambena, ka aoreno tsara ny zavatra sisa efa mila ho faty, satria tsy nisy nahitako lavorary eo anatrehan’Andriamanitro ny asanao.
Malagasy Bible 1865
Miambena, ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay saiky maty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan'Andriamanitro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miambena ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay mila ho faty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan’Andriamanitro.
malagasy
Miambena, ka aoreno tsara ny zavatra sisa izay saiky maty; fa tsy nisy hitako tanteraka ny asanao eo anatrehan'Andriamanitro. [ Gr. Miareta tory] [ Na: (tsy hitako)]