Revelation 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa misy olona vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo satria mendrika izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misy olona vitsy tsy nandoto ny fitafiany anefa atỳ aminao atỳ Sarda, ka ireo hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy, satria mendrika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa eto Sardy ianao dia manana olona vitsivitsy izay tsy nandoto ny akanjony; ary miakanjo fotsy no hiara-mandeha amiko ireo, satria mendrika.
Malagasy Bible 1865
Kanefa misy olona vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa misy olona vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo satria mendrika izy.
malagasy
Kanefa misy olona vitsy atỳ aminao atỳ Sardisy izay tsy nandoto ny fitafiany; ary hiara-mandeha amiko mitafy lamba fotsy ireo, satria miendrika Izy. [ Gr. anaranana]