Revelation 4:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niaraka tamin’izay dia voatsindrin’ny Fanahy aho. Indro, nisy sezafiandrianana iray tany an-danitra ary nisy Iray nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka tamin’izay, dia voatsindrin’ny Fanahy aho, ka indro nisy seza fiandrianana niarina tany an-danitra, ary nisy nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niaraka tamin’izay dia nahazo tsindrimandry avy amin’ny Fanahy Masina aho. Ka indro nisy sezafiandrianana anankiray tany an-danitra, ary nisy nipetraka teo ambonin’io sezafiandrianana io.
Malagasy Bible 1865
Ary niaraka tamin'izay dia voatsindrin'ny Fanahy aho; ary indro seza fiandrianana nipetraka tany an-danitra, ary nisy Anankiray nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niaraka tamin’izay dia voatsindrin’ny Fanahy aho. Indro, nisy sezafiandrianana iray tany an-danitra ary nisy Iray nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianana.
malagasy
Ary niaraka tamin'izay dia voatsindrin'ny Fanahy aho; ary indro seza fiandrianana nipetraka tany an-danitra, ary nisy Anankiray nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.