Revelation 4:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny tarehin’Ilay nipetraka dia tahaka ny vato jaspy sy karneola, ary nisy avana mitarehin’emeraoda nanodidina ny sezafiandrianana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny vato jaspa sy sardoana ny tarehin’ilay nipetraka; ary voahodidina avana miendrik’emeraoda ny seza fiandrianana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tarehin’Ilay nipetraka dia namiratra tahaka ny vatosoa jaspa sy sardoanina; ary avana miendrika vatosoa emeralda no nanodidina ilay sezafiandrianana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tarehin'ilay nipetraka dia tahaka ny vato jaspy sy karneola; ary avana mitarehin'emeralda no nanodidina ny seza fiandrianana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny tarehin’Ilay nipetraka dia tahaka ny vato jaspy sy karneola, ary nisy avana mitarehin’emeraoda nanodidina ny sezafiandrianana.
malagasy
Ary ny tarehin'ilay nipetraka dia tahaka ny vato jaspy sy karneola; ary avana mitarehin'emeralda no nanodidina ny seza fiandrianana.