Revelation 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy tselatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy teo amin’ny sezafiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ny sezafiandrianana; ny Fanahy fiton’Andriamanitra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Helatra sy feo aman-kotroka no nivoaka tamin’ilay seza fiandrianana, ary fanaovan-jiro fito mirehitra no teo anoloany, dia ny Fanahy fiton’Andriamanitra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tselatra sy feo ary kotro-baratra no nivoaka avy tamin’ilay sezafiandrianana afovoany; ary nisy jiro fito mirehitra teo anoloany, dia ny Fanahy Masina ombàm-panomezana fito avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy helatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy tamin'ny seza fiandrianana; ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan'ny seza fiandrianana, dia Fanahy fiton'Andriamanitra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy tselatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy teo amin’ny sezafiandrianana, ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan’ny sezafiandrianana; ny Fanahy fiton’Andriamanitra ireo.
malagasy
Ary nisy helatra sy feo ary kotrokorana nivoaka avy tamin'ny seza fiandrianana; ary nisy jiro fito nirehitra teo anoloan'ny seza fiandrianana, dia Fanahy fiton'Andriamanitra ireo.