Revelation 4:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zavamananaina voalohany dia tahaka ny liona, ny zavamananaina faharoa dia tahaka ny zanak’omby, ny zavamananaina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan’olona ary ny zavamananaina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ilay Zava-manana aina voalohany moa toy ny liona, ny faharoa tahaka ny zanak’omby, ny fahatelo nanan-tava toy ny an’ny olona, ary ny fahefatra sahala amin’ny voromahery manidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny zava-miaina voalohany dia tahaka ny liona; ny zava-miaina faharoa dia tahaka ny vantotr’ombalahy; ny zava-miaina fahatelo dia manan-tava tahaka ny an’ny olona; ary ny zava-miaina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zava-manan'aina voalohany dia tahaka ny liona, ary ny zava-manan'aina faharoa dia tahaka ny zanak'omby, ary ny zava-manan'aina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan'olona, ary ny zava-manan'aina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zavamananaina voalohany dia tahaka ny liona, ny zavamananaina faharoa dia tahaka ny zanak’omby, ny zavamananaina fahatelo dia manana tava tahaka ny tavan’olona ary ny zavamananaina fahefatra dia tahaka ny voromahery manidina.
malagasy