Revelation 4:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary isaky ny manome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay, ny zavamananaina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony injay ireo Zava-manana aina manome haja amam-boninahitra sy saotra an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana sy velona mandrakizay mandrakizay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omen’ireo zava-miaina voninahitra sy haja ary saotra Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana afovoany, dia ilay Velona mandrakizay mandrakizay. Ary isaky ny manao izany izy efatra,
Malagasy Bible 1865
Ary raha ny zava-manan'aina hanome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary isaky ny manome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay, ny zavamananaina,
malagasy
Ary raha ny zava-manan'aina hanome voninahitra sy haja ary fisaorana ho an'ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, dia Izay velona mandrakizay mandrakizay,