Revelation 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nataonao fanjakana sy mpisorona ho an’Andriamanitsika ireo ary hanjaka ambonin’ny tany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao fanjakana sy mpisorona ho an’Andriamanitra izy ireo, ka manjaka etỳ ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nataonao fanjaka-mpisorona ireo mba hanompo an’Andriamanitsika sy hanjaka etỳ ambonin’ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary efa nataonao fanjakana sy mpisorona ho an'Andriamanitsika ireo; Ary manjaka ambonin'ny tany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nataonao fanjakana sy mpisorona ho an’Andriamanitsika ireo ary hanjaka ambonin’ny tany izy.
malagasy
Ary efa nataonao fanjakana sy mpisorona ho an'Andriamanitsika ireo; Ary manjaka ambonin'ny tany izy.