Revelation 5:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita aho, sady nandre feon’anjely maro manodidina ny sezafiandrianana sy ny zavamananaina ary ny loholona ary ny isany dia alinalina sy arivoarivo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitako, sady reko koa ny feon’Anjely maro, nanodidina ny seza fiandrianana sy ny Zava-manana aina ary ireo Anti-dahy, ka ny isany dia alinalina sy arivoarivo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nahita aho sady nandre ny anjely maro, miisa arivoarivo sy alinalina. Nanodidina ilay sezafiandrianana sy ny zava-miaina ary ny loholona ireo,
Malagasy Bible 1865
Ary nahita aho sady nandre feon'anjely maro manodidina ny seza fiandrianana sy ny zava-manan'aina ary ny loholona, ary ny Isany dia alinalina sy arivoarivo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita aho, sady nandre feon’anjely maro manodidina ny sezafiandrianana sy ny zavamananaina ary ny loholona ary ny isany dia alinalina sy arivoarivo.
malagasy
Ary nahita aho sady nandre feon'anjely maro manodidina ny seza fiandrianana sy ny zava-manan'aina ary ny loholona, ary ny Isany dia alinalina sy arivoarivo, [ Gr. presbytera]