Revelation 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niteny tamin’ny feo mahery izy hoe: Ny Zanak’ondry izay novonoina dia mendrika handray ny hery, ny harena, ny fahendrena, ny faherezana, ny haja, ny voninahitra ary ny saotra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao tamim-peo mahery hoe: «Ny Zanak’ondry izay voavono no mendrika handray ny fahefana, ny harena, ny fahendrena, ny hery, ny haja, ny voninahitra, ary ny saotra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanao tamin’ny feo mahery hoe: «Ny Zanakondry, Izay efa voavono ho faty, no mendrika handray ny fahefana sy ny harena, ny fahendrena sy ny hery, ny haja sy ny voninahitra ary ny dera.»
Malagasy Bible 1865
nanao tamin'ny feo mahery hoe: Ny Zanak'ondry, Izay novonoina, dia miendrika handray hery sy harena sy fahendrena sy faherezana sy haja sy voninahitra ary saotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niteny tamin’ny feo mahery izy hoe: Ny Zanak’ondry izay novonoina dia mendrika handray ny hery, ny harena, ny fahendrena, ny faherezana, ny haja, ny voninahitra ary ny saotra.
malagasy
nanao tamin'ny feo mahery hoe: Ny Zanak'ondry, Izay novonoina, dia miendrika handray hery sy harena sy fahendrena sy faherezana sy haja sy voninahitra ary saotra.