Revelation 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny zavamananaina efatra dia niteny hoe: Amena! Ary ny loholona dia niankohoka ka nivavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia novalian’ny Zava-manana aina efatra hoe: «Amen.» Ary ny Anti-dahy efatra amby roapolo niankohoka nitsaoka an’Ilay velona mandrakizay mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novalian’ny zava-miaina efatra hoe: « Amen!» Ary ny loholona kosa niankohoka sy nitsaoka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny zava-manan'aina efatra nanao hoe: Amena. Ary ny loholona dia niankohoka ka nivavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny zavamananaina efatra dia niteny hoe: Amena*! Ary ny loholona dia niankohoka ka nivavaka.
malagasy
Ary ny zava-manan'aina efatra nanao hoe: Amena. Ary ny loholona dia niankohoka ka nivavaka. [ Gr. presbytera]