Revelation 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, nisy anjely mahery niantso tamin’ny feo mafy hoe: Iza no mendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia indro, nisy Anjely mahery anankiray niantso tamin’ny feo mafy hoe: «Iza no mendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombokaseny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy anjely manan-kery nanao antso avo tamin’ny feo mafy hoe: –Iza no mendrika hamaha ireo tombokase sy hanokatra ny horonamboky?
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery niantso tamin'ny feo mafy hoe: Iza no miendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, nisy anjely mahery niantso tamin’ny feo mafy hoe: Iza no mendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny?
malagasy
Ary hitako fa, indro, nisy anjely mahery niantso tamin'ny feo mafy hoe: Iza no miendrika hanokatra ny boky sy hamaha ny tombo-kaseny?