Revelation 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy anefa tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nisy, na tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ny tany, nahasokatra na nahajery azy akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy nisy, na tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ny tany, nahasokatra ny horonamboky na nahajery izay raketiny.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin'ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy anefa tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.
malagasy
Ary tsy nisy tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin'ny tany, nahasokatra ny boky na nahajery azy.