Revelation 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitomany mafy aho satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nitomany mafy aho, fa tsy hita izay mendrika hanokatra ny boky sy hijery azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nitomany mafy aho, satria tsy hita izay mendrika hanokatra ny horonamboky sy hijery izay raketiny.
Malagasy Bible 1865
Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitomany mafy aho satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy.
malagasy
Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy.