Revelation 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga Izy ka nandray ny boky teny an-tanan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandroso ilay Zanakondry ka nandray ny horonamboky teny an-tanana ankavanan’Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan'ilay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianana.
malagasy
Ary tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan'ilay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.