Revelation 6:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso tamin’ny feo mahery izy ireo hoe: Tompo masina sy marina ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy tsy hamalianao ny ranay amin’izay monina eny ambonin’ny tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso tamim-peo mahery izy ireo, nanao hoe: «Ry Tompo masina sy marina ô! rahoviana re Ianao vao hitsara sy hanadina ny ranay amin’ny mponina eny ambonin’ny tany?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso tamin’ny feo mahery izy rehetra nanao hoe: «Ry Tompo masina sy marina ô, rahoviana no hotsarainao ny mponina eny ambonin’ny tany ka hovalianao ny ranay nalatsany?»
Malagasy Bible 1865
Ary niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin'izay monina eny ambonin'ny tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso tamin’ny feo mahery izy ireo hoe: Tompo masina sy marina ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy tsy hamalianao ny ranay amin’izay monina eny ambonin’ny tany?
malagasy
Ary niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Tompo masina sy marina Ô, mandra-pahoviana no tsy hitsaranao sy hamalianao ny rànay amin'izay monina eny ambonin'ny tany?