Revelation 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny kintana teny amin’ny lanitra dia niraraka tamin’ny tany toy ny aviavy manintsana ny voany manta raha hozongozonin’ny rivotra mahery izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny kintan’ny lanitra niraraka tamin’ny tany, toy ny voan’aviavy manta mihintsana fa voahozongozon’ny rivotra mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ny kintan’ny habakabaka dia niraraka tamin’ny tany, tahaka ireo voa manta ahintsan’ny aviavy hozongozonin’ny rivo-mahery.
Malagasy Bible 1865
Ary ny kintana tamin'ny lanitra dia niraraka tamin'ny tany, toy ny aviavy manintsana ny voany manta, raha hozongozonin'ny rivotra mahery izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny kintana teny amin’ny lanitra dia niraraka tamin’ny tany toy ny aviavy manintsana ny voany manta raha hozongozonin’ny rivotra mahery izy.
malagasy
Ary ny kintana tamin'ny lanitra dia niraraka tamin'ny tany, toy ny aviavy manintsana ny voany manta, raha hozongozonin'ny rivotra mahery izy.