Revelation 6:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisinda tahaka ny boky nahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ny toerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra niampirina toy ny horonan-taratasy, ary ny nosy aman-tendrombohitra rehetra nesorina tamin’ny toerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa tsy hita teo tahaka ny boky voahorona ny habakabaka; ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ny toerany.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin'ny fitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisinda tahaka ny boky nahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin’ny toerany.
malagasy
Dia lasa tahaka ny taratasy voahorona ny lanitra, ary ny tendrombohitra sy ny nosy rehetra dia nafindra niala tamin'ny fitoerany.