Revelation 6:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanjakan’ny tany, ny lehibe, ny mpifehy arivo, ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tany amin’ny lava-bato sy tany amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpanjakan’ny tany, ny lehibe sy ny mpifehy arivo, ny mpanan-karena sy ny olo-mahery, ary ny mpanompo sy ny tompo dia nisitrika tany amin’ny zohy sy vaton’ny tendrombohitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpanjakan’ny tany, ireo lehibe sy ireo komandin-tafika, ireo mpanankarena sy ireo lehilahy matanjaka, mbamin’ny olona rehetra na mpanompo na tsy mpanompo, dia lasa niery tany anatin’ny zohy sy tany ambanin’ny vatolampy teny an-tendrombohitra,
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny tany sy ny lehibe sy ny mpifehy arivo sy ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin'ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tao amin'ny lavaka sy tao amin'ny vatolampy eny an-tendrombohitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanjakan’ny tany, ny lehibe, ny mpifehy arivo, ny mpanankarena sy ny lehilahy mahery mbamin’ny andevo rehetra sy ny tsy andevo rehetra dia niery tany amin’ny lava-bato sy tany amin’ny vatolampy eny an-tendrombohitra.
malagasy