Revelation 6:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tonga ny andro lehiben’ny fahatezeran’ireo, koa iza no hahajanona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tonga ny Androm-pahatezerany lehibe, ka iza no mahajanona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa tonga ny andro lehibe isehoan’ny hatezeran’Andriamanitra mbamin’ny an’ny Zanakondry, ka iza no mahatanty izany?»
Malagasy Bible 1865
fa tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'ireo, ka iza no mahajanona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tonga ny andro lehiben’ny fahatezeran’ireo, koa iza no hahajanona?
malagasy
fa tonga ny andro lehiben'ny fahatezeran'ireo, ka iza no mahajanona? [ Na: ny fahatezerany]