Revelation 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitako fa indro, nisy soavaly fotsy. Izay nitaingina azy dia nitondra tsipìka; ary nomena satroboninahitra izy; dia niainga izy ka nandresy ary mba handresy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nijery aho, ka indro nisy soavaly fotsy; ary ilay nitaingina azy dia nanana tsipìka, sy nomena satroboninahitra, ary lasa toy ny mpandresy ndeha handresy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indro hitako nisy soavaly fotsy, ary ilay nitaingina azy dia nanana tsipîka; nomena satroboninahitra izy, ka lasa nandeha toy ny efa naharesy sady mbola haharesy.
Malagasy Bible 1865
Ary hitako fa, indro, nisy soavaly fotsy; ary izay nitaingina azy dia nanana tsipìka; ary nomena satro-boninahitra izy; dia nivoaka izy ka naharesy sady mbola haharesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitako fa indro, nisy soavaly fotsy. Izay nitaingina azy dia nitondra tsipìka; ary nomena satroboninahitra izy; dia niainga izy ka nandresy ary mba handresy.
malagasy
Ary hitako fa, indro, nisy soavaly fotsy; ary izay nitaingina azy dia nanana tsipìka; ary nomena satro-boninahitra izy; dia nivoaka izy ka naharesy sady mbola haharesy.