Revelation 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa novahany ny tombo-kase faharoa dia reko ny zavamananaina faharoa niteny hoe: Avia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nosokafany ny tombokase faharoa, dia reko ny zava-manana aina faharoa nanao hoe: «Avia hijery.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase faharoa, dia reko ny zava-miaina faharoa nanao hoe: Avia!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa novahany ny tombo-kase faharoa, dia reko ny zava-manan'aina faharoa nanao hoe: Avia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa novahany ny tombo-kase faharoa dia reko ny zavamananaina faharoa niteny hoe: Avia!
malagasy
Ary rehefa novahany ny tombo-kase faharoa, dia reko ny zava-manan'aina faharoa nanao hoe: Avia. [ Ampio hoe: (ka izahao)]