Revelation 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy soavaly hafa mena kosa niseho. Izay nitaingina azy dia nasaina nanaisotra ny fihavanana amin’ny tany mba hifamonoan’ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nisy soavaly hafa mena kosa nivoaka, ary ilay nitaingina azy dia navela hanesotra ny fihavanana amin’ny tany, mba hifamonoan’ny olona, ka nomena sabatra lehibe izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia soavaly mena kosa no nipoitra; ary ilay nitaingina azy dia nomena sabatra lehibe ary navela hanaisotra ny fihavanana hiala amin’ny tany mba hifamonoan’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy soavaly hafa mena kosa nivoaka; ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin'ny tany mba hifamonoan'ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy soavaly hafa mena kosa niseho. Izay nitaingina azy dia nasaina nanaisotra ny fihavanana amin’ny tany mba hifamonoan’ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.
malagasy
Dia nisy soavaly hafa mena kosa nivoaka; ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin'ny tany mba hifamonoan'ny olona; ary nomena sabatra lehibe izy.