Revelation 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra dia reko ny feon’ny zavamananaina fahefatra niteny hoe: Avia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nosokafany ny tombokase fahefatra, dia reko ny feon’ny Zava-manana aina fahefatra, nanao hoe: «Avia hijery.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase fahefatra, dia reko ny zava-miaina fahefatra nanao hoe: Avia!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra, dia reko ny feon'ny zava-manan'aina fahefatra nanao hoe: Avia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra dia reko ny feon’ny zavamananaina fahefatra niteny hoe: Avia!
malagasy
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahefatra, dia reko ny feon'ny zava-manan'aina fahefatra nanao hoe: Avia. [ Ampio hoe: (ka izahao)]