Revelation 6:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy dia hitako teo ambanin’ny alitara ny fanahin’izay voavono noho ny tenin’Andriamanitra sy ny teny vavolombelona izay nohazoniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nosokafany ny tombokase fahadimy, dia hitako teo ambany ôtely ny fanahin’ireo novonoina noho ny tenin’Andriamanitra sy ny fanambaràn’i Jesoa izay nananany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase fahadimy, dia hitako teo ambanin’ny alitara ny fanahin’ireo voavono ho faty satria nitory ny tenin’Andriamanitra sy nitana ny hafatra nijoroan’i Kristy ho vavolombelona.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambanin'ny alitara ny fanahin'izay voavono noho ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy dia hitako teo ambanin’ny alitara ny fanahin’izay voavono noho ny tenin’Andriamanitra sy ny teny vavolombelona izay nohazoniny.
malagasy
Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahadimy, dia hitako teo ambanin'ny alitara ny fanahin'izay voavono noho ny tenin'Andriamanitra sy ny filazana izay nohazoniny.