Revelation 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niantso tamin’ny feo mahery hoe: Ny famonjena dia an’Andriamanitsika izay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana, sy an’ny Zanak’ondry!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso tamin’ny feo mahery izy ireo nanao hoe: An’Andriamanitra Izay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana, sy ny Zanak’ondry ny famonjena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady niantso tamin’ny feo mahery nanao hoe: «Ny famonjena dia an’ilay Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambony sezafiandrianana, ary koa an’ny Zanakondry!»
Malagasy Bible 1865
dia niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niantso tamin’ny feo mahery hoe: Ny famonjena dia an’Andriamanitsika izay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana, sy an’ny Zanak’ondry!
malagasy
dia niantso tamin'ny feo mahery izy nanao hoe: Ny famonjena anie ho an'Andriamanitsika, Izay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana, sy ho an'ny Zanak'ondry.