Revelation 7:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anjely rehetra dia nitsangana manodidina ny sezafiandrianana sy ny loholona ary ny zavamananaina efatra; niankohoka teo anoloan’ny sezafiandrianana izy ka nivavaka tamin’Andriamanitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana nanodidina ny seza fiandrianana sy ireo Anti-dahy ary ny Zava-manana aina efatra ny Anjely rehetra, ka niankohoka teo anoloan’ny seza fiandrianana, nitsaoka an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanodidina ny sezafiandrianana sy ireo loholona ary ny zava-miaina efatra ny anjely rehetra ka niankohoka teo anoloan’ny sezafiandrianana sady nitsaoka an’Andriamanitra
Malagasy Bible 1865
Ary ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana mbamin'ny loholona sy ny zava-manan'aina efatra, dia niankohoka teo anoloan'ny seza fiandrianana izy ka nivavaka tamin'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anjely rehetra dia nitsangana manodidina ny sezafiandrianana sy ny loholona ary ny zavamananaina efatra; niankohoka teo anoloan’ny sezafiandrianana izy ka nivavaka tamin’Andriamanitra
malagasy
Ary ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana mbamin'ny loholona sy ny zava-manan'aina efatra, dia niankohoka teo anoloan'ny seza fiandrianana izy ka nivavaka tamin'Andriamanitra [ Gr. presbytera]