Revelation 7:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hoe: Amena! Ny saotra, ny voninahitra, ny fahendrena, ny fisaorana, ny haja, ny hery ary ny faherezana dia an’Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Amen! An’ny Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay ny dera amam-boninahitra, ny fahendrena amam-pankasitrahana, ny haja amam-pahefana, ary ny hery!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: « Amen! An’Andriamanitsika ny dera sy ny voninahitra amam-pahendrena, ny saotra sy ny haja ary ny fahefana sy ny hery, mandrakizay mandrakizay! Amen.»
Malagasy Bible 1865
nanao hoe: Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hoe: Amena*! Ny saotra, ny voninahitra, ny fahendrena, ny fisaorana, ny haja, ny hery ary ny faherezana dia an’Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay! Amena!
malagasy
nanao hoe: Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena.